Fitiavan'ny Ray (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny famonjena nomen'ny Ray
Nahafoy ny ainy Jesoa hanavotra ahy
Izany hatrany csnbpvt no hiraiko
Raha mbola velona ny cbxzjjzn aiko
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny tobgzkl toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Mitory manambara ny Teny soa
Mitafy fahazotoana miasa koa
Mandray ny Herin'ny Fanahy
Maharitr'ady ka ho sahy
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Asa tsy mora atao no miandry ahy
Mandresy lahatra tononkira.serasera.org sy mananatra
Ny herin'iJesoa ihany
Ampy ahy hahefako izany
(Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara)X2
A/C: Lalaina Davidson
Nahafoy ny ainy Jesoa hanavotra ahy
Izany hatrany csnbpvt no hiraiko
Raha mbola velona ny cbxzjjzn aiko
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny tobgzkl toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Mitory manambara ny Teny soa
Mitafy fahazotoana miasa koa
Mandray ny Herin'ny Fanahy
Maharitr'ady ka ho sahy
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Asa tsy mora atao no miandry ahy
Mandresy lahatra tononkira.serasera.org sy mananatra
Ny herin'iJesoa ihany
Ampy ahy hahefako izany
(Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara)X2
A/C: Lalaina Davidson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 732
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 13:53
