Fitiavan'ny Ray (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny famonjena nomen'ny Ray
Nahafoy psgljkrv ny ainy Jesoa hanavotra ahy
Izany hatrany no hiraiko
Raha mbola velona ny aiko
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny omsnmm toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Mitory manambara ny Teny soa
Mitafy fahazotoana tononkira.serasera.org miasa koa
Mandray ny Herin'ny Fanahy
Maharitr'ady ka ho sahy
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha zvaodg tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Asa tsy mora atao no miandry ahy
Mandresy lahatra sy mananatra
Ny herin'iJesoa ihany
Ampy ahy hahefako izany
(Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara)X2
A/C: Lalaina Davidson
Nahafoy psgljkrv ny ainy Jesoa hanavotra ahy
Izany hatrany no hiraiko
Raha mbola velona ny aiko
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny omsnmm toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Mitory manambara ny Teny soa
Mitafy fahazotoana tononkira.serasera.org miasa koa
Mandray ny Herin'ny Fanahy
Maharitr'ady ka ho sahy
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha zvaodg tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Asa tsy mora atao no miandry ahy
Mandresy lahatra sy mananatra
Ny herin'iJesoa ihany
Ampy ahy hahefako izany
(Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara)X2
A/C: Lalaina Davidson
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 766
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 13:53
