Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitiavan'ny Ray (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny famonjena nomen'ny Ray
Nahafoy ny ainy Jesoa hanavotra ahy
Izany hatrany no tononkira.serasera.org hiraiko
Raha mbola velona ny aiko
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Mitory manambara ny Teny soa
Mitafy fahazotoana miasa koa
Mandray wohj ny Herin'ny Fanahy
Maharitr'ady ka ho sahy
Efa nataon'i Jesoa bykdshk mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Asa tsy mora atao no miandry ahy
Mandresy lahatra sy mananatra
Ny herin'iJesoa ihany
Ampy ahy hahefako hzpd izany
(Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara)X2
A/C: Lalaina Davidson
Nahafoy ny ainy Jesoa hanavotra ahy
Izany hatrany no tononkira.serasera.org hiraiko
Raha mbola velona ny aiko
Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Mitory manambara ny Teny soa
Mitafy fahazotoana miasa koa
Mandray wohj ny Herin'ny Fanahy
Maharitr'ady ka ho sahy
Efa nataon'i Jesoa bykdshk mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara
Asa tsy mora atao no miandry ahy
Mandresy lahatra sy mananatra
Ny herin'iJesoa ihany
Ampy ahy hahefako hzpd izany
(Efa nataon'i Jesoa mby ato anatiko
Nomeny toky aho fa hotahiany koa
Fa lozako raha tsy mitory
Ny Tenin'ny Filazantsara)X2
A/C: Lalaina Davidson
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafia AmbodihadyHits : 738
Likes : 1 Like
Created by : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 13:53
