Aminao Jesoa no hasambarako (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa mba ho aiza mhqktiwb izahay Jesosy ô
Raha mbola ety an-tany ety (an....)
Ny mba sitrako ho ahy ry Tompo ô( ry Tompo tononkira.serasera.org ô...)
Ny hiara-dalana Aminao doria
Ka mba raiso aho anio Jesosy ô
Fa manolo-tena ho Anao izao
Ekeko izay anjara tendrinao
Ekeko re satria: Aminao Jesoa no hasambarako
Raha hody zlky izahay rahatrizay
Tiako mamiko ny ho eo Aminao (an...)
Ka hitoetra anilanao mandrakizay (mandrakizay...)
Ry Jesoa Tompo be fitiavana ô
Ary ekeko re ny mkhsbgvr ho mpanomponao
Ho fanasina hanambara Anao ety
Ekeko izay anjara tendrinao
Ekeko re satria: Aminao Jesoa no hasambarako
A/C: Andrianirina Lovaniaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 807
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 18/11/2022 13:54