Ny HERINAO (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitra ôh izao hira izao
No anehoako izany herinao
Ny hatsaranao miahy ity mpanomponao
Saotra eh , no atolotro Anao
Refrain
Fa ny ivpntpp herinao tononkira.serasera.org Jesosy rqazzar ôh no mampatanjaka ahy
Ny Tananao irery ihany no afaka hiaro ahy
Ka na sarotra sy mafy aza ny ady ety
Sambatra aho fa eo Jesoa Kristy
2- Fa Ianao tsy handao sanatria
Na mafy aza fire izany ady ety
Ny tananao mitantana dia
Saotra eh , no atolotro Anao
Refrain ........
No anehoako izany herinao
Ny hatsaranao miahy ity mpanomponao
Saotra eh , no atolotro Anao
Refrain
Fa ny ivpntpp herinao tononkira.serasera.org Jesosy rqazzar ôh no mampatanjaka ahy
Ny Tananao irery ihany no afaka hiaro ahy
Ka na sarotra sy mafy aza ny ady ety
Sambatra aho fa eo Jesoa Kristy
2- Fa Ianao tsy handao sanatria
Na mafy aza fire izany ady ety
Ny tananao mitantana dia
Saotra eh , no atolotro Anao
Refrain ........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 20:13
