Miomàna re (Asafa KTLM Benivary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha izao tontolo izao ho rava ho potika tsy misy ndfui haharitra eto satria bknanz dia hody nkncqwo vovoka

Refrain
Efa akaiky ny Farany mivonona re
Sao ka hanenina raha ho any an'AFO-BE
MIOMANA RE

2- Zao hita rehetra izao na mamiratra tokoa
Tsy haharitra eto mandrakizay fa ho tononkira.serasera.org potika avokoa
Ka ario ireo hadalana hialao fa tsy mahasoa
Jesosy Tompo ihany no hitondra Am-paradisa soa


Refrain......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM Benivary
Vangy : 388
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454