Jesosy Mpamonjy (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nivezivezy aho nitady izay mba mahasoa tononkira.serasera.org ahy
Sao lahy mba mora foana ny adiko ety
Nandany andro maro nikaro-java-tsoa
Kanefa tsy nahita afa-tsy Jesosy
Fa ........
Refrain
Jesosy, Izy Irery ihany
No afaka hamonjy amin'ny adinao ety vnyg
Izy ihany no hifikiro mafy
F'IZY ihany no afaka hamonjy anao
2- Ho anao ry nyjigh sakaiza Izay mbola tsy mahalala
Fantaronao anio fa Jesosy Tomponao
Eny Izy irery ihany fcwhv no afaka hamonjy
Hanafaka anao amin'ny adinao ety
Fa .........
Refrain
Sao lahy mba mora foana ny adiko ety
Nandany andro maro nikaro-java-tsoa
Kanefa tsy nahita afa-tsy Jesosy
Fa ........
Refrain
Jesosy, Izy Irery ihany
No afaka hamonjy amin'ny adinao ety vnyg
Izy ihany no hifikiro mafy
F'IZY ihany no afaka hamonjy anao
2- Ho anao ry nyjigh sakaiza Izay mbola tsy mahalala
Fantaronao anio fa Jesosy Tomponao
Eny Izy irery ihany fcwhv no afaka hamonjy
Hanafaka anao amin'ny adinao ety
Fa .........
Refrain
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 358
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:56
