Hidera (Asafa KTLM Benivary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mba hangina hidera Anao aho Jesosy ôh
Haneho izay hafaliana miloatra avy ao am-po
Na mafy aza ny ady atrehanay ety
Ianao ihany no miahy sy mitantana ny dia

Refrain
Hidera Anao hatrany izahay Jesosy ôh
Raha velona miaina eto koa
Tsy hitsahatra ny ankalaza na miaina  ady mafy aza
Hidera Anao Jesosy ôh

2- Zao fiainana izao mandalo miserana ihany
Tsy haharitra eto fa eh vetivety raha ny ety
Ianao sakaiza, ianao koa ve mba hiara-dia
Fa izahay HIDERA Ilay Jesosy

Refrain........
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Asafa KTLM Benivary
Hits : 145
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.209