Fitsarana anao (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Efa akaiky fykmasb ny andro fitsarana
Moa mba efa niomana ve ianao
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Miomana miomana, ×2
Tsy ho ela intsony anie ×2
Fa efa akaiky dia akaiky ×2
Ilay Fitsarana lehibe ×2
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana tononkira.serasera.org anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Aza tuludthr dia variana intsony ×2
Fa Jesosy no antòny ×2
Ndeha hialao ny haratsiana ×2
Sao ka hiaina fijaliana ×2
Raha ankehitriny crtnvfh izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Refrain........
Efa akaiky fykmasb ny andro fitsarana
Moa mba efa niomana ve ianao
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Miomana miomana, ×2
Tsy ho ela intsony anie ×2
Fa efa akaiky dia akaiky ×2
Ilay Fitsarana lehibe ×2
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana tononkira.serasera.org anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Aza tuludthr dia variana intsony ×2
Fa Jesosy no antòny ×2
Ndeha hialao ny haratsiana ×2
Sao ka hiaina fijaliana ×2
Raha ankehitriny crtnvfh izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Refrain........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 377
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:50
