VAVAKA HO AN'I NENY (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty indray aho ry Andriamanitra Mahery
Ity Indray aho ilay efa mahazatra
Toy ilay omaly hariva fony neniko tsy teto
Manandratra ny tonom-bavako aho
Mba ho eo an-tananao
Tonga indray Andro any, toa ilay omaly ihany
Hivavaka plcerqa ho an’i Neniko, tononkira.serasera.org Neny malalako
Andriamanitra ô! Raha sitrakao, ny Neniko iny mba jereo
Tompo masina zay njdtcm mitalaho, Ny famindram-ponao omeo
Andriamanitra ô! Henoy
Madinika aho nefa aza tolxrw hafoy
Mba reneso ny fibadako
Mba henoy ny hatako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 755
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 31/05/2024 09:16