You are here: home > Tononkira > APF TANGAINA

ONDRY NANIA (APF TANGAINA)

Izaho olona efa nania ka very
Mbola nantsoin'ilay Tompo tia mahery
Dia Jesoa Zanaky ny Ray Tsitoha
  Nahafahany aho ka falifaly
  Manandram-peo ho hitanareo
  Tsy menetra aho ka indro miventy
  Hosana Haleloia

Faly aTsiky dia ampyho ka hidera an'i Jesoa ( Eeeh Faly aho )
Izy no tompoiko sy hasiniko ( eeh sambatra aho )
Raiso ka handramo fa tsara Jesoa ( eeeh faly aho )
Ho azonao koa ny hafaliana toy izao
Faly aho ka hidera an'i Jesoa.... Ho doria .

Nampiditra : Niaina

Mpihira : APF TANGAINA
Mpamaky : 94
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nomenasyaina
Tamin'ny : 16/07/2021 22:01:30
ID : 13563

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo