Mba misandratà (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Bass) Mba misandratà Faingana!!!
(2è voix) Mba misandratà Faingana!!!
(1er voix) Mba misandratà Faingana!!!
(Miaraka) Mba misandratà Faingana! ianao ry vavahadin'ny Jerosalema ô

( 2è, 3è voix) Mba hidi...hidiran'ny Mpanjaka
(1er tononkira.serasera.org voix ) Mba misandratà Faingana!!!
(Miaraka) Mba misandratà Faingana! Jehovah, Jehovah Mpiandry Mahery

(1er voix) Ny foko anie
( 2è voix ) No Jerosalema
(1er voix) Ny saiko koa
(3è voix) No varavarana
(Miaraka) ary ny Fanahiko no vavahady ny srntib Jerosalema voalamina tsara

(Tenor, Bass) Hatramin'ny farany
(1er, 2è voix) Hotiaviko tsara
(Tenor, Bass) Hatramin'ny farany
(1er, 2è voix) Hajaiko tokoa
(Miaraka) Ary hatramin'ny farany atolotro Azy ny pxikgxmj androko sisa
       kilkydhc         Ny Sisa rehetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APF TANGAINA
Vangy : 322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 30/07/2025 09:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2232