Matoky aho Tompo (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoky aho Tompo ô! Fa ho mpandresy
Manaiky aho Tompô, izay hitantananao ny fiainako
Ny fiainako Jesoa, Ankiniko Aminao
Satria Ianao Tompo ô! Mpiaro tsy mba mandao
Ka xfdkexp na mafy kixpchfi toa inona aza ny ady hatrehana
Na hisesisesy eo foana ny fanenjehana
Tsy hisy harombaka izay eo am-pelatananao
Mino Anao aho Tompo ô! Zanaky ny Avo
Hankatoaviko Tompo ô! izay rehetra voalazanao
Ka hifikitra mhicctyj tononkira.serasera.org Aminao, Mandrakizay
Raha Ianao no momba, tsy hisy hahatohitra ahy
!! Satria fantatro, izay inoako, fa Ray tsy mba mandao
Azoko antoka tokoa ka hankatoaviko
Ka tsy Hihemotra aho, fa hijoro hahatoky Anao!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 453
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 30/07/2025 08:43