Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mampandria sofina (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mampandria sofina amin'ny teniko
O! ry Tompo mba henoy ny sentosentoko
Koa atreho ny fitarainako ry Ray
Ianao no hametrahako indray; ity fitarainako e!
Fa vao maraina ny andro dia mandre
Ny feoko ianao e!
Atolotro anao ny faniriako
Ka tononkira.serasera.org miandry anao aho e!
Fa ianao tsy Andriamanitra hankasitraka ny ratsy e
Reo zlppwkk mpanota tsy ho afaka hitoetra anilanao
Ny mpandainga sy ny adala haringanao
Tsy aharitra eo ambany masonao
Mpandatsa-dra mpanitaka e!Dia tena namanao
Fa ny amiko kosa anie dia mila indrafo lehibe
Handeha an-tranonao anie aho(2*)
Hiankohoka hanatrika,hanatrika anao
byknn APC Tangaina
srxuryrz A&C: Razozy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 1303
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sissietolotra
Daty : 13/04/2018 19:37
