JESOSY O (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! Ianao irery no fialofako
Ka hametrahako ny fiainako rehetra
Mangetaheta ny fitiavanao ny aiko
Te ho isan'ny mpanomponao tsy misy fetra
Raha sitrakao re! ry Raiko o! meteza indray mandeha
Hitantana ny diako sy izay aleha
Fantatro f'Ianao tononkira.serasera.org irery no mahay mitantana ahy
Ry Tompo o! henoy ny fivavako
Fantantro f'Ianao no hany jfzjj mampahery ahy am-panahy
Ry Tompo o! valio ny hatako
Fa ofwx ao Aminao aho, hitony tsy mijaly tokoa
Anilanao aho voavonjy sy hifaly tokoa
Raha sitrakao re! ry Raiko o! meteza indray mandeha
Hitantana ny nxmjrwh diako sy izay aleha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 896
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 24/09/2022 10:50