You are here: home > Tononkira > APF TANGAINA

INONA ARY MOA ? (APF TANGAINA)

Inona ary moa no soa ho azonao ?
Na ho anao aza izao tontolo izao
Nefa very ny ainao na ny fanahinao
Inona ary re? Lazao raha fantTsiky dia ampyatrao.

Tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao
No hanomezany fiadanana ho anao
Raha manantona ilay Ray Mpahary ianao
izay tsy sasatra, mitia sy miandry anao

Mpihira : APF TANGAINA
Mpamaky : 90
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nomenasyaina
Tamin'ny : 08/09/2022 18:24:25
ID : 14551

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo