He tokiko (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! dfrmbn Fantatrao, ny am-poko ao
Maniry Anao izay ela izay Jesoa
Kanefa moa, indrisy re
Ny tenako mpanota meloka
Tsy tonga ho an'ny cqrbky marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
HIbebaka aho, fa meloka
Ny foko raiso ho Anao Mpamonjy
Ka hampobay ny elatrao
NY lalako mpanota very dia.
Tsy tonga ho an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko tononkira.serasera.org rldtju izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
Maniry Anao izay ela izay Jesoa
Kanefa moa, indrisy re
Ny tenako mpanota meloka
Tsy tonga ho an'ny cqrbky marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
HIbebaka aho, fa meloka
Ny foko raiso ho Anao Mpamonjy
Ka hampobay ny elatrao
NY lalako mpanota very dia.
Tsy tonga ho an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko tononkira.serasera.org rldtju izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 463
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 22/03/2025 08:45
