Ianao no mendrika (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(V)
Ianao no mendrika ho deraina
Ry Andriamanitra ao Siona
Ho an’ny voninahitrao
No anefan’ny olona voady

(L)
Ianao izay mihaino ny fivavahanay
Dia manka(ny) aminao ny olona rehetra
Tsindrian-keloka aho, miavosa aho ity
Ianao no mamela ny hadisoanay

Fiv :
Sambatra ny olona fidinao
Sy raisinao eo akaikinao
Ka honina eo an-kianjanao

(Ending)
Enga anie izahay ka andeha hivoky
ka hivoky ny zava-tsoa ao antranonao
dia ao an-Tempolinao Masina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana
Vangy : 121
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 21/02/2024 11:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1397