Aina (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Miantso ny anaranao
(Tompo ô)
Miandrandra ny fitiavanao
Matoky ny tantanao
(Jesoa)
Manjohy izany dianao
(izay aleha)
Miankina eo an-tratranao mivavaka
Mibanjina anao
Fiv :
(Ilay fitia)
Ny fitiavako Jesoa
(Ny tranonao)
Ny trano masinao tokoa
(Hatramin’izay)
No naharitra tononkira.serasera.org ny aiko
Ritra iuewoj tokoa ny aiko
2- Efa ela no niantso ianao
(Tompo ô)
Nandray ity mpanomponao
Hiasa ho anao sebtlntw Jesoa
(Jesoa)
Hitondra ny faniloko
(Izay aleha)
Hamonjy ireo madinika hitarika
Ny ondrikelinao
3- Ianao no Aina heriko
(Tompo nmfovy ô)
Masoandro ny fiainako
Mitsinjo ity lalako
(Jesoa)
Mamaritra ny ho aviko
(Izay aleha)
Mandrotsaka ny fitahiana feno soa
Mandrakizay tokoa
(Tompo ô)
Miandrandra ny fitiavanao
Matoky ny tantanao
(Jesoa)
Manjohy izany dianao
(izay aleha)
Miankina eo an-tratranao mivavaka
Mibanjina anao
Fiv :
(Ilay fitia)
Ny fitiavako Jesoa
(Ny tranonao)
Ny trano masinao tokoa
(Hatramin’izay)
No naharitra tononkira.serasera.org ny aiko
Ritra iuewoj tokoa ny aiko
2- Efa ela no niantso ianao
(Tompo ô)
Nandray ity mpanomponao
Hiasa ho anao sebtlntw Jesoa
(Jesoa)
Hitondra ny faniloko
(Izay aleha)
Hamonjy ireo madinika hitarika
Ny ondrikelinao
3- Ianao no Aina heriko
(Tompo nmfovy ô)
Masoandro ny fiainako
Mitsinjo ity lalako
(Jesoa)
Mamaritra ny ho aviko
(Izay aleha)
Mandrotsaka ny fitahiana feno soa
Mandrakizay tokoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVisites : 746
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andryangelove
Date : 21/02/2024 10:47
