Masina Maria (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina, masina Maria
Reny mpiahy, tononkira.serasera.org mitantana ny dia
Faly, manana Anao
Iankinan-doha
Ho fangatahiko kxcld ooo!
Ry Mpanjaka vavy
Mba tahio 'zahay
Ho tody eo an-tendrombohitra masina.
Masina, masina phnf Maria
Mazava ieoev fo, miteny izay mahasoa
Madio, madio indrindra
Mpamindra fo, fitiavana ihany koa.
Loharanon'ny soa
Mihantra tokoa
Mba ivavaho aho
Hanana fadiovam-po.
Reny tsy azon'ny ota
Kintana fitarikandro
Nosoavin'ny Ray
Mendrika ho deraina.
Ry Mpanjaka vavy...
Loharanon'ny soa...
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Reny mpiahy, tononkira.serasera.org mitantana ny dia
Faly, manana Anao
Iankinan-doha
Ho fangatahiko kxcld ooo!
Ry Mpanjaka vavy
Mba tahio 'zahay
Ho tody eo an-tendrombohitra masina.
Masina, masina phnf Maria
Mazava ieoev fo, miteny izay mahasoa
Madio, madio indrindra
Mpamindra fo, fitiavana ihany koa.
Loharanon'ny soa
Mihantra tokoa
Mba ivavaho aho
Hanana fadiovam-po.
Reny tsy azon'ny ota
Kintana fitarikandro
Nosoavin'ny Ray
Mendrika ho deraina.
Ry Mpanjaka vavy...
Loharanon'ny soa...
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 283
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 12/06/2026 15:13
