Hihira aho (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ravoravo e 'zany xmuhnzii foko
Hitory an'i Krsity no ijoroko
Mpisolovava ahy no ventsoventsoko.
Azoazo ery ny aina
Fa i Jesoa Kristy no hiraina
Hidera Azy Tompo no
Efa masaka an-tsaina.

Ref oireo rtzgb : Hihira aho ny Hafatrao
Hitory ny evanjely.
Tsy hivily @làlanao
'Ndreto 'zahay mandimby ireo zoky e
Mijoro mitondra ny tenin'i Tompo e
Fanahy masina no tonga anatin'ny foko e
'Ndao tsika e hiaraka
Hitambatra, tsy hisaraka.

2. Hankalaza ny Anaran'
Andriamanitra amin'ny fihirana aho
Hanandratra Azy hatrany amin'ny saotra.
Sambasambatra ny tenako
An-tranon'i Tompo no fonenako
Vavaka sy hira no hameno ny andro rehetra.

Hafatra tononkira.serasera.org no ampita
Mba ho renesintsika
Atao an-kitsim-po
Satria masina ilay Tsitsoha.
Hirahira sy fiderana
Hitoriana ny Hatsarany
HO tafita hatrany hatrany
@faravazantany.

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Serafima Tangaina
Visites : 146
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 12/06/2026 14:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406