Tohero ny devoly (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miala amin’ny alalan’I Jesoa Kristy, mandehana ianao ry satana
Mahitsy ny alehanao dia farihy mirehatr’afo sy solifara
Fahavalo resy ianao ka arodanay sy ravana
Efa natolony ho anay mino Azy ny hampiasa ny fahefany
Mifohaza tsara, sokafy ny maso, miambena, mandady ny trambo
Ilay fakam-panahy tary Edena tary, indro miandry ao an-trano
Mamitsaka eo am-baravarana ny ota, ianao no kendreny ho lavo
Isika anefa no tokony hanapaka azy, miorena tohero sao lavo.
Ndao ho toherintsika ny devoly, ilay rangory fototry ny afo
Fa sao ianao mbola variana matory, sondriana amin’ny safosafo
Natao hotoherintsika anie ny devoly, lay mpanenjika sy mpampahory
Tsy njrpilk hisy hampaninona antsika akory, faingana yxei avy hatrany fongory
qtybfz Ambarao mafy hoe:”miala, miala, miala amin’ny anaran’I Jesoa
Fotoana mety mihitsy androany hijoroantsika tononkira.serasera.org ho miaramila
Ny fahavalo romotra izay tsy misangy, vonona hamiravira,
Miomana tsara hiatrik’ izany f’isika anie tsy miady irery
Fa tsy nomen’I Tompo fanahy osa satria nandray Azy dia nomeny Hery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1382
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 25/08/2015 15:52