tendry ho ahy (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tendry ho ahy ‘zao irakao izao
Tendry ho ahy ‘zao fanompoako izao
Tendry ho ahy ‘zao asa izao
Oh! Tendry ho ahy ny fiderako Anao
        Vonona aho hanao ny sitrakao
         Atolotro Anao ny tenako
     gkwber    Vonona aho ny hitory ny teninao
        Ka hanambara izay hatsaranao
Tendry ho ahy ‘zao lalako izao
Tendry ho ahy ‘zao faniriako izao
Tendry ho ahy ‘zao asa izao
Oh! Tendry ho ahy zao hirako izao
nvaz         Inty aho iraho aho Tompo o!
        Fa vonona aho hanao ny sitrakao
  tononkira.serasera.org       Mandritry ny androm-piainako
        Atolotro Anao ‘reo talentako
vqygxi        Izay efa nomenao ahy
        Hanadratako Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 1043
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305