Tandrignesa (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandrignesa, lay Jesosy Tompo ô!
Fa magnantso ahy sy ianao ry mpanompo
Aza mandigny ela amin’ny izao fotoagna izao
Andeha amegny Azy ny foko sy ny anao

Ka raisoa izy e! F’efa manokogno
Miomana re ! Ka mivognona
Ialao jiaby zay mety ho faharatsiagna
Ka iditra an-danitra am-paharavoagna

Azôvy e! No hamela heloka
Raha magneka tsika hibebaka
Fa ny olo-jiaby arô ho voa avotra
Izy kô mino an ilay Jesosy Mpanavotra

Fotoagna manjary niagny tapaho ny hevitra
Ka mandrosoa aza miemotra
Raiso ‘lay Jesosy hanjaka anatin’ny fo
Fa mandigny antsika lay paradise soa


Ka raisoa izy e! F’efa manokogno
Miomana re ! Ka mivognona
Ialao jiaby zay mety ho faharatsiagna
Ka iditra an-danitra am-paharavoagna
Fotoagna manjary niagny tapaho ny hevitra
Ka mandrosoa aza miemotra
Raiso ‘lay Jesosy hanjaka anatin’ny fo
Fa mandigny antsika lay paradisa soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 389
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LouvRkt
Daty : 07/01/2020 13:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8824