Iza moa aho (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza moa aho no mba nantsoinao.
Iza moi aho no mba hatrehanao.
FA amin'ireny tononkira.serasera.org sarotra ireny indrindra no ahatsapako toy izao.
Fa miara mandeha amin'Andriamanitro aho.
Iza mo aho no mba tadiavinao.
Iza mo aho no mba honenanao.
Mpanompo tsy mahasoa no hirahina hitory izao fahasoavana izao.
Iza mo aho no hisolo vava Anao.
Réf: Raha ny marina agamba malemy sy osa isika.
Fa saingy izao no hasetriny
Ao anatin'ny halemenao no hanehoany ny heriny.
Izay no ahitanao ny misiteriny.
Izaho ihany ny ahy brakegt no raketiko ato am-poko eh
Andriamanitra mahagaga ny rivzeh ahyt no tompoiko
Ny anarany masina tsy mba iectczh lotoiko.
Iza mo aho no mba tadiavinao.
Iza mo aho no mba finidinao .
Fa ilay iva razana fanevateva ity havanao izay mba tinendry.
Iza mo aho no malala eo imasonao.
Iza mo aho no mba narovanao.
Iza mo aho no mba handova Anao.
Izaho ilay bitika kely sy toa mavomavo no mba nasandratrao avo.
Iza moa aho no ataonao zanakao.
Réf: ....

--------
Link: