Ho any Jerosalema (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao ho any Jerosalema
Hidera ilay Tompo Tsitoha
Andao, andao hiakatra;
Jeso miandry anao (2 fois)
Haleloia, Haleloia
Ho Anao Jeso
Haleloia, tononkira.serasera.org Haleloia ho anao tokoa
Haleloia, Haleloia ho Anao Tomposoa (2 fois)
Ny hirasoa yaiv sy vavaka,
Avy ao am-po no entin’izao
Derao, Derao ny bnjiomy Tomponao
F’Izy miandry sjjbc anao (2 fois)
Hidera ilay Tompo Tsitoha
Andao, andao hiakatra;
Jeso miandry anao (2 fois)
Haleloia, Haleloia
Ho Anao Jeso
Haleloia, tononkira.serasera.org Haleloia ho anao tokoa
Haleloia, Haleloia ho Anao Tomposoa (2 fois)
Ny hirasoa yaiv sy vavaka,
Avy ao am-po no entin’izao
Derao, Derao ny bnjiomy Tomponao
F’Izy miandry sjjbc anao (2 fois)
--------
Lien:
