FANAFODY (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANAFODY
Honena tokoa ny fo raha nahita ny fanaratsina
Tsy toy ny taholpo razantsika teo aloha
Izy ireny dia tsy mijery izay mety lohasaha mangina
Fa tahoatra an’Andriamanitra antampondoha
Akehitrina aho raha mijery ny toe-tsina ny fahendrena
Mahalasa eritreritra tokoa
Ka atao ahoana ny mijery ny loza hajoha ny firenena
Zalahy fa mampahonena eee

Ity firenena ity dia manaja Ahy imolotra
Fa ny kosa anefa tena lavitra ahy
Hita ao ny mpijangajanga ny mpiteny ny fahamamoana
Ary dia hitazam-potsiny tokoa
Fotoana izao mbola hafantsika kay andeh mba
Hifam-pitoana tsy hahantra lava foana eeee

Ref

Malagasy havako oh ny dinatsika anie ity
Madagasikara ho an’i Krity
Krity kosa antokantsika ho an’i Madakagasika
Ho lovan’ny dimby sy fara e

Réf :
Tanindrazako ny vavaka eh
Io ihany ho wa no hany fanafody eh
Ny famindram-pony dia mitaona anao
Tsy hisalasala intsony fa hivavaka
Aoka tsy hisy ambony amin’ny fiainanao
Fa lay Jesoa Mpamonjy no hanjaka ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LouvRkt
Daty : 26/03/2021 16:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1003