Ny fahantrana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ny fahantrana hono tandidon'ny harena any zmtciuwp an-koatra
Dininho ilay teny manao hoe: "sambatra ny mahantra bicnhpj am-panahy"
Fa ueeqoe izy handova ny lanitra, dia paradisa tsy hana-pahataperana
Fa ao no misy izay tadiavina
Sambatra ny mahantra am-panahy
1- Aoka tononkira.serasera.org tsy atao tsinotsinona (ny madinika indrindra)
Ondry botry anie izy ireny (ka tsy fantatra izay hanao kambana)
2- Sarotra ho an'ny mpanan-karena (hoan'ny mpanan-karena)
Ny miditra ny lanitra (ny miditra amiin'ny fanjakan'ny lanitra )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 937
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 26/06/2019 16:01