Na dia ny zoron-dambany (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref. nqzrlgr Na dia ny zoron-dambany aza,
No hovoakasiky ny tanako,
Dia inoako fa hahasitrany ahy X2

1. Fa androany aloha,
Dia Ianao mihitsy qfryf ry tononkira.serasera.org Jesoa,
No iriako ho ao anatiko ao,
No hofihiniko ao anatiko ao

2. Fa tsy mendrika aho,
Ny hidiranao ato anatiko,
Fa manonona teny iray,
Dia qfphw ampy ka hahasitrana ahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6313