Na dia ny zoron-dambany (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref. Na dia ny zoron-dambany aza,
No hovoakasiky ny tanako,
Dia inoako fa hahasitrany ahy srdfq X2

1. Fa androany aloha,
Dia Ianao mihitsy ry Jesoa,
No iriako ho ao tononkira.serasera.org anatiko ao,
No hofihiniko ao anatiko ao

2. Fa tsy mendrika aho,
Ny ntjb hidiranao ato anatiko,
Fa manonona teny iray,
Dia ampy ka hahasitrana ldfqgkpe ahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1621