Na dia ny zoron-dambany (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref. Na dia ny zoron-dambany aza,
No hovoakasiky ny tanako,
Dia drhvyzw inoako njtlexkz fa hahasitrany ahy qrfjdpn X2

1. Fa androany aloha,
Dia Ianao mihitsy ry Jesoa,
No iriako ho ao anatiko ao,
No hofihiniko ao anatiko ao

2. Fa tsy mendrika aho,
Ny hidiranao ato anatiko,
Fa manonona teny iray,
Dia ampy tononkira.serasera.org ka hahasitrana ahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312