Môramôra anô Satana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Maro ireo fakam-panahy
Aroson'i satana ahy
Tsy kely làlana ny ratsy
Rehetra rehetra mety ho voa avokoa
Miomàna fa hiady
Ka raiso ho ampinga i Jesoa
Ref:
Môramôra anao, mba môramôra eh !
Satana rtzusa môramôra anao, mba hajanony eh
Ny fangalanao ahy fanahy
Miala tany fa tsy mila aho
Fa efa manana ny Tompo aho
Jesoa izy no mpiaro ahy an bqolzy an an...
2-Mivatravatra aok'izany
Ny asa ratsin'ny satana
Mitandrema tsy ho tratra eh
Fa any ianao dia ho lasany
Fa ny tany anie malàma eh
Ny handavo anao no tadiaviny
3-Izao tononkira.serasera.org ihany no tadidio
Finoana ihany no hamafiso
Fa satana anie tsy amela eh
Fa azy ianao no farl fantany
Ho kapainy ianao hianjera eh
Raha toa tsy handray an'i kristy
© Vetson'i Siona
Aroson'i satana ahy
Tsy kely làlana ny ratsy
Rehetra rehetra mety ho voa avokoa
Miomàna fa hiady
Ka raiso ho ampinga i Jesoa
Ref:
Môramôra anao, mba môramôra eh !
Satana rtzusa môramôra anao, mba hajanony eh
Ny fangalanao ahy fanahy
Miala tany fa tsy mila aho
Fa efa manana ny Tompo aho
Jesoa izy no mpiaro ahy an bqolzy an an...
2-Mivatravatra aok'izany
Ny asa ratsin'ny satana
Mitandrema tsy ho tratra eh
Fa any ianao dia ho lasany
Fa ny tany anie malàma eh
Ny handavo anao no tadiaviny
3-Izao tononkira.serasera.org ihany no tadidio
Finoana ihany no hamafiso
Fa satana anie tsy amela eh
Fa azy ianao no farl fantany
Ho kapainy ianao hianjera eh
Raha toa tsy handray an'i kristy
© Vetson'i Siona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 803
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : avotra23
Daty : 05/09/2022 14:41
