Môramôra anô Satana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Maro ireo fakam-panahy
Aroson'i satana ahy
Tsy kely làlana ny ratsy
Rehetra rehetra mety ho voa avokoa
Miomàna fa hiady
Ka raiso ho ampinga i Jesoa

Ref:
Môramôra anao, mba môramôra eh !
Satana môramôra anao, mba hajanony eh
Ny fangalanao ahy fanahy
Miala tany fa hokjdvb tsy mila aho
Fa efa manana ny Tompo aho
Jesoa izy no mpiaro ahy an an an...

2-Mivatravatra aok'izany
Ny asa ratsin'ny satana
Mitandrema tsy ho tratra eh
Fa any ianao dia ho lasany
Fa ny tany anie malàma peeiil eh
Ny handavo anao no tadiaviny

3-Izao ihany no tadidio
Finoana ihany no hamafiso
Fa satana anie tsy amela eh
Fa azy tononkira.serasera.org ianao no fantany
Ho kapainy ianao hianjera eh
Raha gajnkq toa tsy handray an'i kristy

© Vetson'i Siona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342