Môramôra anô Satana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Maro ireo fakam-panahy
Aroson'i satana ahy
Tsy kely làlana ny ratsy
Rehetra rehetra mety ho voa avokoa
Miomàna fa nkxzmjk hiady
Ka raiso ho ampinga i tononkira.serasera.org Jesoa

Ref:
Môramôra anao, mba môramôra eh !
Satana môramôra anao, mba hajanony eh
Ny fangalanao ahy fanahy
Miala tany fa tsy mila aho
Fa efa manana ny Tompo aho
Jesoa izy no mpiaro ahy an an an...

2-Mivatravatra aok'izany
Ny asa ratsin'ny kmkxpon satana
Mitandrema tsy ho tratra eh
Fa any ianao dia ho lasany
Fa ny tany anie malàma eh
Ny handavo anao no tadiaviny

3-Izao ihany no tadidio
Finoana ihany no hamafiso
Fa satana anie tsy amela ofteoq eh
Fa azy ianao no fantany
Ho kapainy ianao hianjera eh
Raha toa tsy handray an'i kristy

© Vetson'i Siona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0583