Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila ny herinao ny tanindrazanay (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1
Maro ny olo-manga,
Fa vitsy ny olo-marina,
Tsy ilaozan'an-kinanga,
Sahirana ny miharina.
Ny nosy maminay, tantano sy vonjeo,
Mba hisinda ny ahiahy, rava ny toreo.
Raha ny fitiavanao no lefona,
Ny famindram-ponao no tononkira.serasera.org ampinga,
Ireo mpisompatra gjxw ho levona,
Ity nosy, wtan hadroso, tsy handringa.
Refrain
Mila ny herinao ny tanindrazanay,
Fa mila ho very anaty aizina,
Ampio re fa lavo, diso fa aza faizina,
Topazo maso fa mijaly mangahiahy
Asehoy fa lehibe sy mahery Ianao,
Ilay tsy toa, Rainay tsy mba mandao
Couplet 2
Manjaka ny aratsiana,
Manepotra ny fahotana,
Feno alahelo sy akiviana,
Ka miandrandra fiovana.
Ny nosy maminay, jgfovrv diovy sy sasao,
Mba hadio fo, fanahy, izahay vahoakanao.
Raha ny fahendrenao no angady,
Ny fahafoizan-tenanao no harona,
Dia hiravona hatreo ny ady,
Ity nosy, handroso tsy handady.
Maro ny olo-manga,
Fa vitsy ny olo-marina,
Tsy ilaozan'an-kinanga,
Sahirana ny miharina.
Ny nosy maminay, tantano sy vonjeo,
Mba hisinda ny ahiahy, rava ny toreo.
Raha ny fitiavanao no lefona,
Ny famindram-ponao no tononkira.serasera.org ampinga,
Ireo mpisompatra gjxw ho levona,
Ity nosy, wtan hadroso, tsy handringa.
Refrain
Mila ny herinao ny tanindrazanay,
Fa mila ho very anaty aizina,
Ampio re fa lavo, diso fa aza faizina,
Topazo maso fa mijaly mangahiahy
Asehoy fa lehibe sy mahery Ianao,
Ilay tsy toa, Rainay tsy mba mandao
Couplet 2
Manjaka ny aratsiana,
Manepotra ny fahotana,
Feno alahelo sy akiviana,
Ka miandrandra fiovana.
Ny nosy maminay, jgfovrv diovy sy sasao,
Mba hadio fo, fanahy, izahay vahoakanao.
Raha ny fahendrenao no angady,
Ny fahafoizan-tenanao no harona,
Dia hiravona hatreo ny ady,
Ity nosy, handroso tsy handady.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 159
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 04/02/2026 06:50
