Ianao Maria no kintana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Ianao Maria no kintana
Ambony ny làlana
Mitarika ny dia
Hankany amin'ny Ray
Ref: Ry reny be fitia, Tompoavinay
Anao ny nosinay gukvhzx Maria, Maria
Ny masonay zatra jmwtgj miandrandra aminao
Satria ny fonao mwqbzhp Antra Maria, Maria
II. Hankany am-paradisa
Sarotra re ny dia
'Zahay tsy ho kivy
Tantananao Maria
III. tononkira.serasera.org Ho toa anao zahay
Ry Reny ka tahio
Tantano ny fonay
Ho tsara sy hadio
IV. Ry Reninay Malala ô
Anao anie 'zahay
Fonay be siasia
Mba tàno mandrakizay
© Vetson'i Siona
Ambony ny làlana
Mitarika ny dia
Hankany amin'ny Ray
Ref: Ry reny be fitia, Tompoavinay
Anao ny nosinay gukvhzx Maria, Maria
Ny masonay zatra jmwtgj miandrandra aminao
Satria ny fonao mwqbzhp Antra Maria, Maria
II. Hankany am-paradisa
Sarotra re ny dia
'Zahay tsy ho kivy
Tantananao Maria
III. tononkira.serasera.org Ho toa anao zahay
Ry Reny ka tahio
Tantano ny fonay
Ho tsara sy hadio
IV. Ry Reninay Malala ô
Anao anie 'zahay
Fonay be siasia
Mba tàno mandrakizay
© Vetson'i Siona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1068
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 28/09/2020 20:35
