Ianao Maria no kintana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Ianao Maria tlrfmwu no kintana
Ambony ny làlana
Mitarika ny dia
Hankany tononkira.serasera.org amin'ny Ray
Ref: Ry reny be fitia, Tompoavinay
Anao ny nosinay Maria, Maria
Ny masonay zatra osawkifh miandrandra aminao
Satria yxeiucbv ny fonao Antra Maria, Maria
II. Hankany am-paradisa
Sarotra re ny dia
'Zahay tsy ho kivy
Tantananao Maria
III. Ho toa anao zahay
Ry Reny ka tahio
Tantano ny fonay
Ho tsara sy hadio
IV. Ry Reninay Malala ô
Anao anie 'zahay
Fonay be siasia
Mba tàno mandrakizay
© Vetson'i Siona
Ambony ny làlana
Mitarika ny dia
Hankany tononkira.serasera.org amin'ny Ray
Ref: Ry reny be fitia, Tompoavinay
Anao ny nosinay Maria, Maria
Ny masonay zatra osawkifh miandrandra aminao
Satria yxeiucbv ny fonao Antra Maria, Maria
II. Hankany am-paradisa
Sarotra re ny dia
'Zahay tsy ho kivy
Tantananao Maria
III. Ho toa anao zahay
Ry Reny ka tahio
Tantano ny fonay
Ho tsara sy hadio
IV. Ry Reninay Malala ô
Anao anie 'zahay
Fonay be siasia
Mba tàno mandrakizay
© Vetson'i Siona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1070
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 28/09/2020 20:35
