Ianao Maria no kintana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Ianao Maria no kintana
Ambony ogwkvd ny làlana
Mitarika ny dia
Hankany amin'ny Ray
Ref: ucmjpkg Ry reny be fitia, Tompoavinay
Anao ny nosinay Maria, Maria
Ny masonay zatra miandrandra aminao
Satria mhouy ny fonao Antra Maria, tononkira.serasera.org Maria
II. Hankany am-paradisa
Sarotra re ny dia
'Zahay tsy ho kivy
Tantananao Maria
III. Ho toa anao zahay
Ry Reny ka tahio
Tantano ny fonay
Ho tsara sy hadio
IV. Ry Reninay Malala ô
Anao anie 'zahay
Fonay be siasia
Mba tàno mandrakizay
© Vetson'i Siona
Ambony ogwkvd ny làlana
Mitarika ny dia
Hankany amin'ny Ray
Ref: ucmjpkg Ry reny be fitia, Tompoavinay
Anao ny nosinay Maria, Maria
Ny masonay zatra miandrandra aminao
Satria mhouy ny fonao Antra Maria, tononkira.serasera.org Maria
II. Hankany am-paradisa
Sarotra re ny dia
'Zahay tsy ho kivy
Tantananao Maria
III. Ho toa anao zahay
Ry Reny ka tahio
Tantano ny fonay
Ho tsara sy hadio
IV. Ry Reninay Malala ô
Anao anie 'zahay
Fonay be siasia
Mba tàno mandrakizay
© Vetson'i Siona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1070
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 28/09/2020 20:35
