HIHIRA HO ANAO (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hikatona ny vavako,tsy hikombona ny molotro
f'hihira ho anao ianao ry Siona o
f'efa nanolotena sitra-po tsy noterena
f'hihira izahay f'izay no sitrakay
f'hihira izahay f'izay no maminay

Ref: k'averina eto indray zany hira fahizay
vetsovetso izay nasandratra hiderana an'Andriamintra
k'averina eto indray 'zany feo manganay
nanakatra ny lanitra hiderana an'Andriamanitra

2)Taona maro aty aoriana mbola indreto tafahoana
Sanatria hoe ka hangina izahay vetson'i siona o
f'efa nanolotena sitra-po tsy noterena
f'hihira izahay f'izay no sitrakay
f'hihira izahay f'izay no maminay

Ref: k'averina eto indray zany hira fahizay
vetsovetso izay nasandratra hiderana an'Andriamintra
k'averina eto indray 'zany feo manganay
nanakatra ny lanitra hiderana an'Andriamanitra

3)Isaorana ny tompo isaorana azy indrindra
nanome anay feo miangola tsara rindra
hahafahanay midera ,mioby ,mankalaza
f'hihira izahay f'izay no sitrakay f'hihira izahay f'izay no maminay

Ref: k'averina eto indray zany hira fahizay
vetsovetso izay nasandratra hiderana an'Andriamintra
k'averina eto indray 'zany feo manganay
nanakatra ny lanitra hiderana an'Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Vangy : 1041
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : t-rex15
Daty : 26/06/2019 15:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2921