Hamafy fitiavana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: 'Ndeha isika hamafy fitiavana
        Mba hijinja fitiavana,
       'Ndeha gfhcr isika hizara fitiavana,
ojnk        Fitia tsy mba ritra,
        'Ndeha isika hamafy hasambarana,
        Mba hijinja hasambarana,
njrekc        'Ndeha isika hizara hasambarana, tononkira.serasera.org
        Hasambarana soa.

1. Ny batemy noraisintsika,
Manala ny otatsika,
'Ndeha hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

2. Ilay Zanaka tonga nofo,
Nampihavana antsika indray,
'Ndeha hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

3. Ny fanahy nomena antsika,
Nampifankatia antsika,
'Ndeha hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5347