FANAHY MASINA HIRA FANEVA (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Nomena anay ianao ry Fanahy masina ôHankehery anay hanoro sy hanampy anay
Hitory ankira ny vavao mahafaly hatraiza hatraiza
Herezo izay x2
REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pahasoavanao (x2)
2) Indraindray ny toetranay tsy mifanaraka
Amin'izay lazainay sy torianay
Eo ianao hanitsy izay ts mety taminay
Herezo izahay (x2)
REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pasoavanao x2
3) Ho anao miaraka amin'ny ray sy ny zanaka
Voninahitra sy dera laza ihany koa
Ho mendrika hisaotra anao anie zahay
Herezo izahay (x2)
REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pasoavanao x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 970
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 18/06/2019 12:29