Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanah Masina - Hira faneva (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Nomena anay ianao ry Fanahy masina ô
Hankehery anay hanoro sy hanampy anay
Hitory ankira ny vavao mahafaly hatraiza hatraiza
Herezo izay x2
REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pahasoavanao (x2)
2) Indraindray ny toetranay tsy mifanaraka
Amin'izay lazainay sy torianay
Eo ianao hanitsy izay ts mety taminay
Herezo izahay (x2)
REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza lcwvyj zmwki ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao diqetp ny fanomezam-pasoavanao x2
3) Ho anao miaraka amin'ny ray sy ny zanaka
Voninahitra sy dera laza ihany koa
Ho mendrika hisaotra anao anie zahay
Herezo izahay (x2)
REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava tononkira.serasera.org ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pasoavanao x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1274
Likes : 0 Like
Created by : prydzeric0
Date : 18/06/2019 12:29