Fanah Masina - Hira faneva (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Nomena anay ianao ry Fanahy masina ô
Hankehery anay hanoro sy hanampy anay
Hitory ankira ny vavao mahafaly hatraiza hatraiza
Herezo izay x2
REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava ianao
sqgl Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany tononkira.serasera.org fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pahasoavanao (x2)
2) Indraindray ny toetranay tsy mifanaraka
Amin'izay lazainay sy torianay
Eo ianao hanitsy izay ts mety taminay
Herezo izahay (x2)
REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hfwg hatrany fa aza sasatra ianao
Ombao ny fanomezam-pasoavanao x2
3) Ho anao miaraka amin'ny ray sy ny zanaka
Voninahitra sy dera laza ihany koa
Ho mendrika hisaotra anao anie zahay
Herezo izahay (x2)
REF: Fanahy masina ô
Avy midina aza cmwwk ela fa tongava ianao
Fanahy masina ô
Herezo hatrany hatrany fa aza sasatra ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1273
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : prydzeric0
Date : 18/06/2019 12:29