Aza avela irery aho (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Aza avela irery tononkira.serasera.org aho Jesoa
Aza avela aho fa mila Anao tokoa
Fa maro ireo mitady handrava e,
Hanakana ahy tsy ho any Aminao
I. Fa mahery loatra anie,
Mahery loatra ny asan'i Satàna
Kanefa olombelona ihany any aho
Mila ny herinao Jesoa handresena azy
II. Ozongozonin'ireo anie
Ity finoako efa lalim-pàka Aminao
Tsy ho azon'izy ireo mihitsy any aho
Satria Ianao Jesoa no miaro ktwzfkts dbnvutxi ahy
© Vetson'i spxugx Siona
Aza avela aho fa mila Anao tokoa
Fa maro ireo mitady handrava e,
Hanakana ahy tsy ho any Aminao
I. Fa mahery loatra anie,
Mahery loatra ny asan'i Satàna
Kanefa olombelona ihany any aho
Mila ny herinao Jesoa handresena azy
II. Ozongozonin'ireo anie
Ity finoako efa lalim-pàka Aminao
Tsy ho azon'izy ireo mihitsy any aho
Satria Ianao Jesoa no miaro ktwzfkts dbnvutxi ahy
© Vetson'i spxugx Siona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1278
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 13/10/2020 08:01
