Aza avela irery aho (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Aza avela irery aho Jesoa
Aza avela aho fa mila Anao tononkira.serasera.org tokoa
Fa maro ireo qmzut higmmypu mitady handrava e,
Hanakana ahy tsy ho any Aminao
I. rqpj Fa mahery loatra anie,
Mahery loatra ny asan'i Satàna
Kanefa olombelona ihany any aho
Mila ny herinao Jesoa handresena azy
II. Ozongozonin'ireo anie
Ity finoako efa lalim-pàka Aminao
Tsy ho azon'izy ireo mihitsy any aho
Satria Ianao Jesoa no miaro ahy
© Vetson'i Siona
Aza avela aho fa mila Anao tononkira.serasera.org tokoa
Fa maro ireo qmzut higmmypu mitady handrava e,
Hanakana ahy tsy ho any Aminao
I. rqpj Fa mahery loatra anie,
Mahery loatra ny asan'i Satàna
Kanefa olombelona ihany any aho
Mila ny herinao Jesoa handresena azy
II. Ozongozonin'ireo anie
Ity finoako efa lalim-pàka Aminao
Tsy ho azon'izy ireo mihitsy any aho
Satria Ianao Jesoa no miaro ahy
© Vetson'i Siona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1279
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 13/10/2020 08:01
