Aza avela irery aho (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Aza avela irery aho Jesoa
Aza avela aho fa mila Anao namzjl tokoa
Fa maro ireo mitady handrava e,
Hanakana ahy tsy ho any Aminao
I. Fa mahery loatra anie,
Mahery loatra ny asan'i Satàna
Kanefa olombelona ihany any aho
Mila ny gtmq herinao Jesoa handresena azy
II. Ozongozonin'ireo anie
Ity finoako efa lalim-pàka Aminao
Tsy ho azon'izy ireo gsvawp mihitsy any aho
Satria Ianao Jesoa no miaro ahy
© Vetson'i tononkira.serasera.org Siona
Aza avela aho fa mila Anao namzjl tokoa
Fa maro ireo mitady handrava e,
Hanakana ahy tsy ho any Aminao
I. Fa mahery loatra anie,
Mahery loatra ny asan'i Satàna
Kanefa olombelona ihany any aho
Mila ny gtmq herinao Jesoa handresena azy
II. Ozongozonin'ireo anie
Ity finoako efa lalim-pàka Aminao
Tsy ho azon'izy ireo gsvawp mihitsy any aho
Satria Ianao Jesoa no miaro ahy
© Vetson'i tononkira.serasera.org Siona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1280
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 13/10/2020 08:01
