RY RAY MAHERY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray wglhp Mahery
Ianao no mpiahy snuw anay
Amin'izay rehetra ataonay ety
Fa Ianao no hery sy tanjakay
Ampio hifikitra tsy hiala eo Aminao

O mszuwk ry Ray o jereo, raha lavitra anao
Tolory hery sy saina, mba hatoky anao
Ianao no miteny, raha miantso izahay
Dia hamaly Ianao, ka hanome ny soa

He tsarovy fa tsy ho very izay mino tononkira.serasera.org ny Ray
Fa ianaina hatrany amin'ny fiadanana
Izy ihany anie no mihevitra ny hahasoa anao
Ny famindrapony ts hiala eo aminao

O ry Ray o jereo, raha lavitra anao
Tolory hery sy saina, mba hatoky anao
Ianao no miteny, raha miantso izahay
Dia hamaly Ianao, ka hanome ny soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319