Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAISO JESOSY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pfki Ny fiainana eto an-tany dia miha-ratsy hatrany hatrany
Malama maina ihany sao dia potraka amin'izany
Koa mitandrema ary amin'ny lalànao
Sao hanjary tomany izany fiainanao
Ny fiainana uvjxi eto an-tany dia miha-ratsy hatrany hatrany
Malama maina ihany sao dia potraka amin'izany
Koa mitandrema ary amin'ny lalànao
Sao hanjary tomany izany fiainanao
Antsoy Jesosy eo amin'ny fiainanao
Fa Izy dia vonona hanafaka anao
Fa izy hamonjy anao sy hanavotra anao
Raiso Jesosy ho ampinga hiaro anao
Jesosy no lalàna sy fahamarinana
Izy no fiainana ho anao ka zahao
Fa Izy irery ihany ho hanafaka anao
Koa raiso Izy anio
Hitantana anao
Ny lalàna atoroko anao ry namako o
Jesosy itokio sy ianteharena
Fa sambatra ianao raha miaraka Aminy
Fiadanana hatrany no hameno ny fiainanao
Antsoy Jesosy eo amin'ny fiainanao
Fa Izy dia vonona hanafaka anao
Fa izy hamonjy anao sy hanavotra anao
Raiso Jesosy ho ampinga hiaro anao
Antsoy Jesosy eo amin'ny fiainanao
Fa Izy dia vonona hanafaka anao
Fa izy hamonjy anao sy tononkira.serasera.org hanavotra anao
Raiso fjvjmkb Jesosy ho ampinga hiaro anao
Raiso Jesosy ho ampinga hiaro anao
Michel RAKOTOARISOA
Malama maina ihany sao dia potraka amin'izany
Koa mitandrema ary amin'ny lalànao
Sao hanjary tomany izany fiainanao
Ny fiainana uvjxi eto an-tany dia miha-ratsy hatrany hatrany
Malama maina ihany sao dia potraka amin'izany
Koa mitandrema ary amin'ny lalànao
Sao hanjary tomany izany fiainanao
Antsoy Jesosy eo amin'ny fiainanao
Fa Izy dia vonona hanafaka anao
Fa izy hamonjy anao sy hanavotra anao
Raiso Jesosy ho ampinga hiaro anao
Jesosy no lalàna sy fahamarinana
Izy no fiainana ho anao ka zahao
Fa Izy irery ihany ho hanafaka anao
Koa raiso Izy anio
Hitantana anao
Ny lalàna atoroko anao ry namako o
Jesosy itokio sy ianteharena
Fa sambatra ianao raha miaraka Aminy
Fiadanana hatrany no hameno ny fiainanao
Antsoy Jesosy eo amin'ny fiainanao
Fa Izy dia vonona hanafaka anao
Fa izy hamonjy anao sy hanavotra anao
Raiso Jesosy ho ampinga hiaro anao
Antsoy Jesosy eo amin'ny fiainanao
Fa Izy dia vonona hanafaka anao
Fa izy hamonjy anao sy tononkira.serasera.org hanavotra anao
Raiso fjvjmkb Jesosy ho ampinga hiaro anao
Raiso Jesosy ho ampinga hiaro anao
Michel RAKOTOARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1496
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 13/08/2018 07:43
