RAHA EO JESOA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao fiainantsika izao
Raha mbola eto an-tany
Dia hiasa ny hamoa
Ampihely hatrany hatrany
'Lay Jesoa tompotsika
Tompon'ny zava-drehetra
Sy harena tsy voaisa
Ary tononkira.serasera.org tsy mba mana-petra
Fa izay rehetra aleha
Jesoa no rehareha
Izy no anjaratsika
Hazavana mibalika
Ka nsdgyrcu ny asa gewru izay atao
Atolory ho voninahiny
Ny fiainanao ho soa
Raha mbola eo Jesoa
Izay rehetra efa nijoro
Hanompo ny Tsitoha
Tsy ho rava na hikoro
Satria eo Jesoa
Ho fenoiny ny zucyr fanahy
Ho eo anilanao hatrany
Mandrosoa aza manahy
Hatrany an-danitra any
Fa izay rehetra aleha
Jesoa no rehareha
Izy no anjaratsika
HAzavana mibalika
Ka ny asa izay atao
Atolory ho voninahiny
Ny fiainanao ho soa
Raha mbola eo Jesoa
Jean Fils RAKOTOMALALA
Raha mbola eto an-tany
Dia hiasa ny hamoa
Ampihely hatrany hatrany
'Lay Jesoa tompotsika
Tompon'ny zava-drehetra
Sy harena tsy voaisa
Ary tononkira.serasera.org tsy mba mana-petra
Fa izay rehetra aleha
Jesoa no rehareha
Izy no anjaratsika
Hazavana mibalika
Ka nsdgyrcu ny asa gewru izay atao
Atolory ho voninahiny
Ny fiainanao ho soa
Raha mbola eo Jesoa
Izay rehetra efa nijoro
Hanompo ny Tsitoha
Tsy ho rava na hikoro
Satria eo Jesoa
Ho fenoiny ny zucyr fanahy
Ho eo anilanao hatrany
Mandrosoa aza manahy
Hatrany an-danitra any
Fa izay rehetra aleha
Jesoa no rehareha
Izy no anjaratsika
HAzavana mibalika
Ka ny asa izay atao
Atolory ho voninahiny
Ny fiainanao ho soa
Raha mbola eo Jesoa
Jean Fils RAKOTOMALALA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1139
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 01/08/2018 10:32
