NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Ny fitiavan'Andriamanitra
Dia soa sy mafinaritra
Itokiana, hanasoa, homba anao tokoa(2)tononkira.serasera.org

Izay fahoriana hita ety
Tsy mba hampaninona satria
Andriamanitra dia nanolotra ny zanany
Hampiseho ny fitiavany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 286
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Zeea
Tamin'ny : 24/07/2018 10:13:08
ID : 10782

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo